MENU
PORTAIL
Accueil
Offres d'emploi
Demandeur d'emploi
Jobbing
Formation modulaire
Petites annonces
S'inscrire (Particulier)
Ajouter une offre
Ajouter un CV
INFORMATIONS
Nos prestations
Mentions légales
Qui sommes-nous ?
Se connecter
PARTICULIERS
Se connecter ou s'inscrire (demandeur d'emploi...)
PROFESIONNELS
Se connecter ou s'inscrire ( Recruteur ou formateur )
Araka ny fangatahan’ny mpanaraka antsika dia indro misy torohevitra vitsivitsy amin’ny fanamboarana CV
Tsara raha pejy iray ihany ny CV : tokony ho voafintina nefa mafonja ny zavatra tokony aseho
Atao manintona maso ny CV : zava-dehibe ny endriky ny CV satria mahatonga ny CV ho tadidy mandrakariva izany
Atao maontina ihany koa ny CV : kazaraba litera roa (Arial sy Calibri) ihany no azo ampiasaina, ary loko karazany 3 afaka miaraka tsara ihany koa
Aleo hisy sary hatrany ny CV : sary maneho fahavononana hiasa nefa manintona ihany koa
Soraty eny amin’ny faritra ambony mora hita ny tanjonao
Asongadino ireo zava-bita tsara nanamarika ny asa natao tany aloha
Tsara raha apetraka ihany koa ireo olona mpiara-miasa taloha afaka anontaniana ny momba anao sy ny fiainanao arak’asa
Afaka mametraka tarehy marika , izay nanamarika ny asa natao sy nisy marina, mba ahatonga ny CV ho manan-daja sy azo tsapain-tanana kokoa
Tokony tsy ho adino ny manisy zavatra hafa toy tari-dalana mankany @ kaonty Linkendin, ny stage natao ary ny fampisehoana @ Power Point ny asa vita
Tokony mifandray @ asa atao ny CV, izany hoe atao misongadina kokoa ny traik’efa mifandray amin’ny asa
Partager :
Cliquez pour partager sur Twitter(ouvre dans une nouvelle fenêtre)
Cliquez pour partager sur Facebook(ouvre dans une nouvelle fenêtre)
En utilisant ce site, vous acceptez que les cookies soient utilisés à des fins d'analyse, de pertinence et de publicité.
Accept
Privacy & Cookies Policy
necessary
Always Enabled
non-necessary